Une communauté chrétienne malgache en Suisse depuis 1991

Éligibilité | Fepetra

Nos critères

Bloc A · Français

Nos principes d’aide

  • Appuyer un projet communautaire qui profite au plus grand nombre
  • Appuyer des efforts déjà fournis par les bénéficiaires
  • Rendre autonomes les bénéficiaires
  • Aider sans distinction de confession religieuse, de région de provenance, d’origine ethnique ou autres

Sokajy B · Malagasy

Fepetra mifehy ny fanohanana ny tetik’asa avy any Madagasikara

Andininy 42.– Ny tetik’asa mifanaraka amin’ny voatanisa manaraka ireto ihany no hotohana’ny FKMSM:

  • tetik’asa tsy manavaka finoana, foko, fihaviana na firehana politika;
  • tetik’asa manampy ny sahirana sy manatsaratsara ny fiainana an-davanandron’ireo latsaka an-katerena;
  • tetik’asa mitondra soa ho an’ny maro ary tsy voafetra ho amin’ny antokon’olona vitsivitsy;
  • tetik’asa ahafahana mahita miavaka ny fandraisan’anjaran’ny FKMSM, araky ny “devis détaillé” izay tsy maintsy alefan’ny mpangataka fanampiana;
  • tetik’asa mifanaraka amin’ny ho enti-manana ao amin’ny FKMSM